|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  voafina
Radical  2 afina
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.10#A81]
[1.1]
Explications en anglais  4 concealed, hidden
5 buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2]
Explications en français  6 caché, recelé, tu [1.3]
Exemples  7  Naseho miharihary tsy voafina intsony. [2.643#]
8  ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2]
9  Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3]
10  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
Morphologie 
11  Passé :
Autres orthographes  12 voaafina

Entrée (2/3) 13  voafina
Radical  14 fina
Partie du discours  15  participe passé
Explications en anglais  16 measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. [1.2]
Vocabulaire  17  Espace

Entrée (3/3) 18  voafina
Radical  19 fina
Partie du discours  20  participe passé
Explications en anglais  21 pressed close by the hands, held fast [1.2]

Anagrammes  22 fiavona, 23 fiovana, 24 fivaona, 25 vainafo, voafina

Mis à jour le 2026/04/28