Entrée | 1 voafadiditra |
Radical | 2 fadiditra |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 Entortillé, entrelacé [1.3] |
Exemples |
6 toy ny hazandrano latsaka am-bovo tsy azo ialana, sy toy ny vorona voan' ny fandrika, tahaka azy ireo koa ny zanak' olombelona dia voafadiditra amin' ny androm-pahoriana, raha avy izay iantsamboran-doza tampoka aminy.
[2.996]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |