|
|
|
|

Entrée1  vidy
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Economie: (en général)
Explications en malgache  9  Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
10  Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
11  Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
Explications en anglais  12  price, value [1.7]
Explications en français  13  prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
14  valeur [1.3, 1.5]
Exemples  15  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot vidy

Mis à jour le 2023/05/18