Entrée ividianana (vidy)
Partie du discours verbe relatif
Exemples ariary enina no nividianako ity kisoa ity (j'ai acheté ce cochon six piastres) [1.3]
Morphologie 
Présent : ividianana, ividianako, ividiananao, ividianany, ividianantsika, ividiananay, ividiananareo, ividianan', ividianan-, ividianam-, ividiana-
Passé : nividianana, nividianako, nividiananao, nividianany, nividianantsika, nividiananay, nividiananareo, nividianan', nividianan-, nividianam-, nividiana-
Futur : hividianana, hividianako, hividiananao, hividianany, hividianantsika, hividiananay, hividiananareo, hividianan', hividianan-, hividianam-, hividiana-
Impératif : ividiano
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20