Entrée vena
Partie du discours nom
Définition malgache Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Anglais: vein. Français: veine.
Synonymes lalan-dra

Entrée vena
Partie du discours nom
Définition malgache Rona, fihilanana, firaikana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/07/31