|
|
|
|

Entrée1  mpamerin-drà
Mots élémentaires  2 mpamerina, 3 ra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  [mpamerindra] 5 Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena). [1.1]
Vocabulaire  6  Biologie
Analogues  7  mpanelira

Mis à jour le 2025/11/02