Entrée | 1 vely |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [1.1] |
Explications en anglais |
4 a blow [1.7] |
Explications en français |
5 action de battre [1.8, 1.196] 6 action de détacher les grains [1.196] |
Exemples |
7 Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 23 levy, vely |
Mis à jour le 2023/07/23 |