| Entrée | 1 vazivazy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
4 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 joking, horseplay
[1.7] |
| Explications en français |
6 jeu, plaisanterie; moquerie
[1.8] |
| Exemples |
7 vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina!
[2.324]
8 Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471#28] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 26 akisakisabe, 27 ala hamohamo, 28 ariralahy, 29 ariravavy, 30 fanory, 31 haikaika, 32 hatsikana, 33 hatsikana, 34 hotsohotso, 35 kapotsaka, 36 katsikana, 37 kihanihany, 38 kilalao, 39 kivalavala, 40 kivazivazy, 41 mpananihany, 42 mpiaingiaingy, 43 mpiangano, 44 safary, 45 sangy mihoatra ny loha, 46 sangisangy, 47 sangisangy zary tenany, 48 somonga, 49 tsihanihany, 50 vosobosotra |
| Anagrammes | vazivazy, 51 vizaviza |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|