Entrée vavarano (vava, rano)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany
Fihaonan-drenirano roa
Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [1.1]
Explications en français Embouchure [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes vinanin-dranomasina
Proverbes 

Entrée vavarano
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31