Entrée | 1 vavahady |
Radical | 2 vava, hady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). |
Explications en anglais |
5 [1.7] a gateway |
Explications en français |
6 [1.8] portail, porte-cochère. entrée d'une ville |
Exemples |
7 Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot vavahady |
Article |
13 Randzavola: vavahady ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/08/11 |