Entrée vato tsipazana
Mots élémentaires vato ; tsipazana
Partie du discours locution
Explications en malgache Vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonymes vato filokana ~ vato torahana

Mis à jour le 2023/01/01