Entrée | 1 vato tsindry hahazana |
Mots élémentaires | 2 vato, tsindry hahazana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony |
Mis à jour le 2023/11/20 |