|
|
|
|

Entrée1  vatokaranana
Mots élémentaires  2 vato, 3 karanana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Karazam-bato mafy sy mangarangarana. [1.1#1018]
6 singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra. [1.13]
Explications en français  7 quartz. [1.13]
Exemples  8  ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Vocabulaire  9  Géologie
Autres orthographes  10 vatoharanana
Synonymes  11 koartsa

Mis à jour le 2025/11/02