|
|
|
|

Entrée1  vato tsipazana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  vato, tsipazana
Explications en malgache  4  [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra
Synonymes  5  vato filokana, vato torahana

Mis à jour le 2025/07/29