Entrée (1/2) | 1 varatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana |
Explications en anglais |
4 [1.7] thunder; a thunderbolt |
Explications en français |
5 [1.8] foudre, tonnerre |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 8 25 mots contenant varatra |
Vocabulaire | 9 Météorologie |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot varatra |
Entrée (2/2) | 11 varatra |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 [1.1] fotaka |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |