Entrée |
vanja
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. [1.1]
|
Explications en anglais | Gunpowder [1.7]
|
Explications en français | Poudre à fusil ou à canon [1.8]
|
Exemples | Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
[2.48]
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|