Entrée valyfaty > valifaty (valy, faty)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ valy faty ] Famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1]
Explications en anglais Revenge [1.7]
Explications en français Vengeance [1.8]
Exemples Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]

Anagrammes