|
|
|
|

Entrée1 valifaty
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [valy faty] famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1]
Explications en anglais  4 revenge [1.7]
Explications en français  5 vengeance [1.8]
Exemples  6 Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. [2.470]

Anagrammes  7 tafavily, 8 valifaty

Mis à jour le 2025/09/19