|
|
|
|

Entrée (1/2)1  valy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
4  Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao
5  Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao
6  Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1]
Explications en français  7  réponse à une question, à une lettre, réplique
8  figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3#806]
Exemples  9  Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense) [1.3#806]
10  Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806]
11  Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot valy

Entrée (2/2)24  valy
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  vady [Tambahoaka] [1.78]
Dérivés 
27  Noms :
Mots composés 

Anagrammes  29  lavy, valy

Mis à jour le 2023/06/24