Entrée (1/2) | 1 vinaly |
Radical | 2 valy |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1] |
Explications en français |
5 à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3#806] |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 voavaly |
Entrée (2/2) | 10 viñaly |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 renianaka [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrammes | 13 valiny, 14 vilany, 15 vilina, 16 vinaly, viñaly, 17 vinila |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |