|
|
|
|

Entrée1  vako-drazana
Mots élémentaires  2 vakoka, 3 razana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana. [1.1]
Explications en anglais  6 the family jewels; folk music, folk dancing, etc. [1.7]
Explications en français  7 trésor familial; musique, danses folkloriques. [1.8]
8 folklore. [1.66]
Exemples  9  Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao. [2.528#]
10  Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02