|
|
|
|

Entrée1  vahatry ny aina
Mots élémentaires  2  vahatra, aina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1]
Exemples  5  Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Analogues  6  menaky ny aina, silaky ny aina, singotry ny aina

Mis à jour le 2023/03/27