Entrée vaditsindrano (vady, tsindrano)
Partie du discours nom
Définition malgache [ vady tsindrano ] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
¶ vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ vady tsindrano ] a slave or a person of low rank taken as a concubine [Richardson 1885]
Définition française [ vady tsindrano ] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Morphologie 
vaditsindrano
vaditsindranoko
vaditsindranonao
vaditsindranony
vaditsindranontsika
vaditsindranonay
vaditsindranonareo
vaditsindranon'
vaditsindranon-
vaditsindranom-
-baditsindrano
-baditsindranoko
-baditsindranonao
-baditsindranony
-baditsindranontsika
-baditsindranonay
-baditsindranonareo
-baditsindranon'
-baditsindranon-
-baditsindranom-
Exemples 
1haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [Randzavola: Baiboly, page 33]
2Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [Baiboly: 26.6.8]
Articles 

2017/06/29