|
|
|
|

Entrée1 vaditsindrano
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [vady tsindrano] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1]
Explications en anglais  4 [vady tsindrano] a slave or a person of low rank taken as a concubine [1.2]
Explications en français  5 [vady tsindrano] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [1.3]
Exemples  6 haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38]
7 Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996]
Morphologie 
8 Simple :
9 Préfixée :
Vocabulaire  10 Rapports: famille
Article  11Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Mis à jour le 2025/09/19