Entrée tsy tana (tsy, tana)
Partie du discours expression
Allégation Mot ou expression vu dans: mandositra
Exemples 
1Nitambaran' ny namany notazonina fa tsy tana. [Andraina: Mitaraina, page 179]
2Tsy tana indray ny ranomaso satria tandrifinv-drahona ihany, isaky ny mahatsiaro ny tenin' ny maty ombieny ombieny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 73]

2013/11/10