|
|
|
|

Entrée1  tsy tambo isaina
Mots élémentaires  2 tsy, 3 tambo, 4 isaina
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony. [1.1]
Explications en anglais  7 innumerable. [1.7]
Explications en français  8 innombrable. [1.3, 1.8]
Exemples  9  Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina [2.69]
10  noho ny famindrampòny tsy tambo isaina [2.59]
11  Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. [1.353]

Mis à jour le 2025/10/11