| Entrée | 1 tsy mitsitsy | 
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 mitsitsy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[2.472] 6 Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27] | 
| Mis à jour le 2025/02/12 |   |