|
|
|
|

Entrée1  tsy misatry fanahy
Mots élémentaires  2 tsy, 3 misatry, 4 fanahy
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo. [1.1]
Exemples  7  nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Antonymes  8 misatry fanahy

Mis à jour le 2025/11/02