Entrée | 1 tsy mifaditrovana |
Radical | 2 tsy, mifaditrovana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en français |
4 injuste, cruel, sans pitié [1.3] |
Exemples |
5 Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324] 6 Olona tsy mifaditrovana! [2.472] 7 Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5] |
Mis à jour le 2020/07/31 |