Entrée tsy midi-drova
Mots élémentaires tsy ; miditra ; rova
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1]

Mis à jour le 2023/08/02