|
|
|
|

Entrée1  tsy midi-drova
Mots élémentaires  2  tsy, 3  miditra, 4  rova
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12