Entrée | 1 tsy maty manota |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsy, maty, manota |
Exemples |
4 [1.38] Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. 5 [4.27] Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: |
Anagrammes | 6 tsimatimanota, tsy maty manota |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |