Entrée tsy maninon-tsy maninona
Mots élémentaires tsy ; maninona
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en anglais Nothing at all, all right [1.2]
Explications en français Cela ne fait rien, il se porte bien [1.3, 1.5]
Exemples 
1ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69]
2Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69]
3Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
4Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285]
Morphologie 
Présent : tsy maninon-tsy maninona
Passé : tsy naninon-tsy naninona
Futur : tsy haninon-tsy haninona

Mis à jour le 2023/10/17