|
|
|
|

Entrée1  tsy manana hazondamosina
Mots élémentaires  2  tsy, manana, hazon-damosina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin' ny heviny na amin' izay tiany, tsy manana hevitra ijoroana fa manaraka ny an' ny hala hatrany

Mis à jour le 2023/08/26