| Entrée | 1 tsy mahomby | 
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 mahomby | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1] | 
| Exemples | 6   tsy mahomby miasa tany izy
[1.1] 7 tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1] 8 tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |