Entrée tsy mahavaly bontana (tsy, valy, bontana)
Partie du discours locution
Explications en malgache matetika no mifanabontana ny vehivavy taloha, ka raha nisy olona nanabontana ny volonao, nefa aty aoriana tsy mba mety manabontana ny azy ianao, dia natao hoe Tsy mahavaly bontana ianao, izany hoe tsy mahavaly ny soa nataon' ny olona anao [Rajemisa 1985]
Explications en anglais not to be able to reward one as has been done to him [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31