|
|
|
|

Entrée1  tsy mahalala tsy misy
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tsy, mahalala, misy
Explications en malgache  4  [1.1] ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny

Mis à jour le 2025/07/29