| Entrée | 1 tsy mahalala tsy misy | 
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 mahalala, 4 misy | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |