Entrée | 1 tsy hita polopolorina |
Mots élémentaires | 2 tsy hita, polopolorina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Explications en français |
5 completement invisible, incompréhensible [1.3] 6 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674] |
Exemples |
7 fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996] |
Mis à jour le 2023/11/20 |