Entrée tsy hita noanoa (hita, noanoa)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [tsy hita, not seen.] very deep. [Richardson 1885]
 bottomless (of a chasm) [Hallanger 1973]
Explications en français sans fond, très profond [Hallanger 1974]
Synonymes tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31