|
|
|
|

Entrée1  tsy hita noanoa
Mots élémentaires  2 tsy, 3 hita, 4 noanoa
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina. [1.1]
Explications en anglais  7 [tsy hita, not seen.] very deep.. [1.2]
8 bottomless (of a chasm). [1.7]
Explications en français  9 sans fond, très profond. [1.8]
Exemples  10  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
11  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
12  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Synonymes  13 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Mis à jour le 2025/10/11