| Entrée | 1 tsy hitahita akory |
| Mots élémentaires | 2 tsy ... akory, 3 hitahita |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina [1.1] |
| Exemples |
6 Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony.
[2.470#125]
7 Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|