Entrée tsy akory
Mots élémentaires tsy ; akory
Partie du discours locution
Explications en malgache Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
Exemples Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]
Mots composés 
Titres Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)

Entrée tsy ... akory
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
Explications en anglais Not at all, by no means, on no account [1.2]
Explications en français Pas du tout [1.8]
 Ne ... guère [1.5]
Exemples 
1tsy misy iraisany akory. [2.285]
2Hay tsy matory akory ise! [2.499]
3Tsy tahotra akory fa toetra. [2.5]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/23