Entrée |
tsy akory
|
Mots élémentaires | tsy ; akory |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
|
Exemples | Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory
[1.1]
|
Mots composés |
|
Titres |
|
|
Entrée |
tsy ... akory
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
|
Explications en anglais | Not at all, by no means, on no account [1.2]
|
Explications en français | Pas du tout [1.8]
|
| Ne ... guère [1.5]
|
Exemples |
1 | tsy misy iraisany akory.
[2.285]
|
2 | Hay tsy matory akory ise!
[2.499]
|
3 | Tsy tahotra akory fa toetra.
[2.5]
|
|
Mots composés |
|
|