Entrée | 1 tsy mihambahamba (tsy) |
Partie du discours | 2 locution |
Exemples |
3 Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470] 4 Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27] |
Mis à jour le 2020/07/31 |