|
|
|
|

Entrée1  tsotsotra
Radical  2  tsotra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4  [duplicatif] [1.3#796]
Exemples  5  Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117]
6  Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332]
7  Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643]
Mots composés 
Titres  10  (Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy)
11  Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri)

Mis à jour le 2023/01/23