|
|
|
|

Entrée1 tsotra
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3 Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala
Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity
Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra
Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely
Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany
Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1]
Explications en anglais  4 smooth, plain; easy, simple [1.7]
Explications en français  5 lisse, droit; simple, facile [1.8]
Exemples  6 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324]
7 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470]
8 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  2517 combinaisons de ce mot
Proverbes  26 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02