|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsipy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fafy, famafasana [Tambahoaka, Bara] [1.78]
Mots composés 

Entrée (2/2)7  tsipy
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
Explications en anglais  10  a throwing [1.2]
Explications en français  11  jet; projeté, projection, projetante [1.13]
12  action de jeter, de lancer [1.196]
Exemples  13  Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
14  tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270]
Vocabulaire  15  Botanique
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
20  Adjectifs :
Autres orthographes  21  tipy
Mots composés 

Anagrammes  34  pitsy, tsipy

Mis à jour le 2023/12/07