|
|
|
|

Entrée (1/6)1 tsipika
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1]
Explications en anglais  4 a straight line; a ruler [1.7]
Explications en français  5 trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
6 tiret [1.5]
7 barre [1.13]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  1143 combinaisons de ce mot

Entrée (2/6)12 tsika
Partie du discours  13 nom
Explications en malgache  14 Tontam-boalavo
Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1]
15 fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  16 arc
ratière à ressort
morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3]
Exemples  17 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
18 Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
Tous les mots composés  19reny tsipìka
Article  20Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entrée (3/6)21 tsipika
Partie du discours  22 nom
Explications en malgache  23 Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1]
Explications en français  24 saut [1.3, 1.5, 1.196]
25 éclat [1.3, 1.5]
26 sautillement [1.3, 1.196]
27 éclaboussure [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Adjectifs :
Tous les mots composés  31tsipi-drora

Entrée (4/6)32 tsipika
Partie du discours  33 adjectif
Explications en malgache  34 Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1]
Explications en français  35 plein, comble [1.3]
Synonymes  36jibika

Entrée (5/6)37 tsipika
Partie du discours  38 nom
Explications en français  39 (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina] [1.196]
Vocabulaire  40 Botanique
Nom scientifique 

Entrée (6/6)41 Tsipika
Partie du discours  42 nom propre (établissement) [Liste complète]
Vocabulaire  43 Maisons d'édition, journaux
Catalogue Madagascar 
44Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
45Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
46Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
47Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
48Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
49Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
50Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
51Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
52Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrammes  53 pakitsy, 54 pitsika, 55 tsipika, Tsipika, tsipìka

Mis à jour le 2025/11/02