| Entrée (1/2) | 1 tsinina |
| Radical | 2 tsiny |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany.
5 Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 10 kabedesina, 11 kamentsonina, 12 tenenina |
| Entrée (2/2) | 13 tsinina |
| Radical | 14 tsiny |
| Partie du discours | 15 verbe passif |
| Explications en malgache |
16 (Vy) hamafisina, aofana.
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|